Teny iditra | mahery an-trano | |
Singan-teny | mahery ; trano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo lehilahy mpamono vady sy ireo be feo raha ao an-tranony fa tsy mahateny kosa raha eny ivelany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |