Teny iditra mahery setra (hery, setra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy unkind, overbearing, brutal [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay brutal, arrogant [Hallanger 1974]

2013/06/11