Teny iditra mahery vaika (hery, vaika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mitovitovy amin' ny mahery setra ihany, saingy mafy fihetsika avy hatrany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy dominant, overpowering [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qui domine, qui s'impose par la force [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31