Teny iditra | mahery vintana | |
Singan-teny | mahery ; vintana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1] | |
Teny iditra | mahery vintaña | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Mazan-doha, adaladala, mahery setra [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |