Teny iditra mahihitra (hihitra)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa iz [...]
¶ jereo mahidy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   stingy, avaricious [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avare [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   parcimonieux [Abinal 1888]
   ladre, sordide d'avarice [Hallanger 1974]
Ohatra   Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [Rinara 1974, takila 56]
Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 19]
Fitovian-keviteny   kahihitra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/15