Teny iditra mahina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko
Mitovy hevitra: kaodikaody ~ maodimaody ~ matahotahotra ~ miahiahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full of anxious thoughts. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra mahiña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] mosary [Rakotosaona 1972]

2013/11/06