Teny iditra mahita (hita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
¶ Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
¶ Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
¶ Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
¶ Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
¶ Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to see; to find [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay voir, trouver [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahita
nahita
hahita
mahi
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra mahità (hita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahita [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/07