Teny iditra mahita masoandro
Singan-teny mahita ; masoandro
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: teraka
Ohatra Aoka ho tahaka ny zaza-vakimanta izay tsy mahita masoandro izy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01