Teny iditra mahita volana alohan' ny biby
Singan-teny mahita ; volana ; aloha ; biby
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (ny andro roa voalohany ahatsinanan' ny volana dia noheverin' ny Ntaolo fa ny biby ihany no mbola mahita azy) ny olona tondroina amin' io teny io dia mety hiditra amin' ny sokajiny roa: na ireo heverina ho kinga sy mahay noho ny hafa na ireo miteniteny foana [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01