Teny iditra mailamailaka (mailaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
2Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [Razafiarivony: Harivolana, takila 174]

2017/04/07