Teny iditra maimay (may (hay))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pressé, qui a hâte de [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [FOFAFIPE: Haivola, takila 97]
2Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2019/03/10