Teny iditra maimbo (imbo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany
¶ Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy
Mitovy hevitra: afa-boninahitra ~ afa-pofona ~ maimbo tsikahonkahona
Mitovy hevitra: mafaraka ~ mahavaky trano ~ malany ~ mamofona ~ mangeroka ~ mangidy ~ mantsina ~ many ~ masiso ~ mavao ~ mavingo ~ mavoroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy stinking [Richardson 1885]
 stinking; dishonored [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay puant; déshonoré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [Callet: Tantara, takila 36]

Teny iditra maimbo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] lolo, angatra [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina 

2014/09/27