Teny iditra maimbo ampy
Singan-teny maimbo ; ampy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamofona fivalanan-drano izay mihandrona maharitra amin' ny tavy na mipetraka amin' ny fitafiana kotsany matetika fa indrindra manetona avy amin' ny toerana anariana rano maloto isan' andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01