Teny iditra maimbo reny (imbo, reny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny ronono na ny tantely manomboka ho simba, mavao [Rajemisa 1985]

2009/02/26