Teny iditra | mai-molotra | |
Singan-teny | maina ; molotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1] | |
Ohatra | Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!"
[2.69] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |