Teny iditra main'  ;   main-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe may
Ohatra 
1Mety isy ny main-tany. [2.445]
2Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117]
3nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : may, main', main-
Kamban-teny 

Teny iditra main
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  ankabiazany, lohany [1.32, 1.42]
Fanazavàna teny anglisy  fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy [1.17]

Teny iditra main
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Ny ranomasin-dehibe (the high sea)
Fantsona mitondra rano (pipe or duct carrying water)
Taroby mitondra herim-baratra (circuit carrying electricity) [1.17]

Teny iditra main
Sokajin-teny anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay  tanana (une main) [1.4, 1.8, 1.66]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29