Teny iditra | maingoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a scorpion [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | scorpion [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | hefy ~ mambambohitra | |
Lahatsoratra | Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |