Teny iditra main-tany (maina, tany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [Rajemisa 1985]
 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay saison sèche [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra asotry ~ ririnina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31