Teny iditra maintimolaly
Singan-teny mainty ; molaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tranainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ mainty molaly ] Ancien et respectable
Les anciens élèves
Action de fertiliser le sol [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Ka mazotoa rniasa, haha-maintimolaly ny tany tsy hitrangan' ny mosary intsony. [1.436]
2Andrianaivoravelona hisakafo tany an-tranony, teny Faravohitra, ny mpivavaka maintimolaly. [2.649]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08