Teny iditra maintinato (mainty, nato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay nom d'une étoffe ou mouchoir noir à bords blancs [Abinal 1888 takila 419]
Voambolana 
Ohatra hotronin-dRainikoto mivady sy Rainilezoma sy Iorara, mido-ladola ery ambony bao, miakanjo lambarano, mipataloha lambarano, mitafy maintinato. [Rabemolaly: Fary, takila 285]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31