Teny iditra mainty (inty)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny [...]
¶ maizina dia maizina, maizim-pito: tao [...]
Teny iray tarika: mainty ngaly ~ mainty ngilo ~ mainty ngizina ~ mainty piripiso ~ mainty piso ~ mainty vasoka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   black [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   noir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Ao ny mainty, ao ny fotsy. [Andraina: I Vola, takila 67]
2ary ny mainty tsy azo fotsiana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 60]
Sampanteny  
Fifanoheran-keviteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny mainty itý (7)
Ambalamainty
Ambatomainty
  Andranomainty
Fozamainty
  Maintimbato
Maintirano
  Ranomainty

Teny iditra mainty
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   maloto [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mainty
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   crotchet [3.1]
   quarter note [3.1]
Dikanteny frantsay   noire [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra mainty
Sokajin-teny   mpamaritra
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Soratr'omby
Sary  

Teny iditra Mainty
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Dikanteny anglisy   Niger [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Niger [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Nigera
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/15