Teny iditra maisatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany
¶ Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta
Mitovy hevitra: handatra [Rajemisa 1985]
 mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay apre, âcre, visqueux [Abinal 1888]
Famaritana frantsay visqueux [SLP: Voambolana]
Sampanteny 

2013/03/08