Teny iditra maitso
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny [...]
Teny iray tarika: maitso antitra ~ maitso mavana ~ maitso milenodenoka ~ maitso tanora ~ maitsoitso [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   green; young, immature [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vert; jeune [Hallanger 1974]
Ohatra   Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]
Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 57]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny maitso itý (2): Andranomaitso, Vatomaitso

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/20