Teny iditra maitso mavana
Singan-teny maitso ; mavana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vert brillant tirant sur le jaune [1.3]
Ohatra Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]

Teny iditra maitsomavana
Singan-teny maitso ; mavana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une perle [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16