Teny iditra maitso tanora
Singan-teny maitso ; tanora
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maitso matsora [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vert tendre clair [1.3]
Ohatra 
1Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny [2.332]
2Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16