Teny iditra maivana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy light in weight [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay léger [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 sans poids
¶ figuré: sans portée, vite, léger [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [Andraina: I Vola, takila 69]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [Callet: Tantara, takila 98]

Teny iditra maivaña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] sitrana [Rakotosaona 1972]

2017/04/15