Teny iditra maizimaizina (maizina (aizina (izina)))
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   manjombonjombona
¶ an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule [Abinal 1888]
Ohatra  
1Maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [Andriamalala: Ranomasina]
3Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/13