Teny iditra maizim-bolana (aizina, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fotoana tsy ahitana ny volana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the dark of the moon [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay le temps où la lune est invisible [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra 
1Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31