Teny iditra maka (aka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bok [...]
¶ Mandeha mba hitady ary hitondra, miharan [...]
¶ Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: < [...]
¶ Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to fetch, to bring, to take [Richardson 1885]
   to take, to fetch [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prendre, chercher [Hallanger 1974]
Ny bikany  
maka
naka
haka
ma
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra ma (aka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maka [firaketana]
Ohatra   Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra maka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   volana fahafito amin'ny taona [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   volana fahaefatra amin'ny taona [Bara] [Rakotosaona 1972]
   anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra Maka
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Maka [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Maacah [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Maaka [Baiboly]
Ohatra   Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka [Randzavola: Baiboly, takila 627]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Maakà
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07