Teny iditra maka am-bavany (aka, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy To cross-examine prisoners or accused persons. [Richardson 1885]
 to question a suspect or a witness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay interroger un détenu ou un témoin [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31