Teny iditra | maka an-keriny | |
Singan-teny | maka ; hery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Maka amin' ny fampiasana tanjaka, herisetra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To take by force [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prendre par la force [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21 |