Teny iditra makarakara (karakara)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra toy ny garaba, izay misy elanelany tsy feno, mahalan-drary be, be loadoaka: Makarakara loatra itỳ lamba ity ka tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy With an open weave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Transparent, mince, percé à jour: Ny mosilina no lamba makarakara (La mousseline est une étoffe transparente) / Makarakara ny tafon-trano (Le toit est percé à jour) [1.3]
 Aux mailles ouvertes [1.8]
Ohabolana 

Teny iditra makarakara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tariby mifanelanelana be: Asio makarakara itỳ varavarankely itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A screen or latticework [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Treillis, grillage: Misy makarakara vy ity tonta ity (Il y a à cette ratière un grillage en fil de fer) [1.3]
 écran en treilles [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20