Teny iditra makôsà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy vehivavy mpivaro-tena, makorelina [Sambo 2001]
Fanazavàna teny frantsay prostituée, pute, putain [Sambo 2001]
Mpitovy hevitra daba lôka ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31