Teny iditra malagasy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zany takariva kosa mody omby tera-bao!... / 'Ndreny lasa ny tsiriry nde-hody hifindra lasy; / Efa dify ny masoandro ne fa toa malain-kandao... / 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! (R. R-R) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Malagasy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  malgache, malgaches [Hallanger 1974]
 de Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) [Robert 2000]
Famaritana italianina malgascio [Profita 1969]
Famaritana alemà madagassisch; teny malagasy: die madagassische Sprache [Bergenholtz 1991]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra malagasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy collective name of the languages spoken in Madagascar [3.1]
Famaritana frantsay La langue malgache appartient à l [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay groupe de langues malayo-polynésiennes parlées à Madagascar [Robert 2000]
Mpanahaka  malgache
Teny nalaina 

Teny iditra Malagasy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy generic name of the inhabitants of Madagascar [3.1]
Famaritana alemà Madagasse, Madagassin [Bergenholtz 1991]
Mpanahaka  Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy

2017/07/24