Teny iditra Malagasy Kabary
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny from the time of Andrianampoinimerina
Mpanoratra Cousins William Edouard, 1873
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 
I Kabary nataon' Andrianampoinimerina teo Andohalo
II Kabary nataon' Andrianampoinimerina: : Teny nampitondrain' Andrianampoinimerina hankany amin' Andriamanaliny Betsileo
III Kabary nataon' Andrianampoinimerina: Teny nataon'Andrianampoinimerina
IV Kabary nataon'Ilehimijila tamin-dRadama I
V Kabary nataon-dRainitsimindrana: Teny navalin-dRainitsimindrana an-dRadama I
VI Kabary nataon-dRadama I
VII Kabary efatra nataon - dRadama I teo Imahazoarivo
VIII Kabarin-dRadama I nampitondrainy teo Antsahatsiroa
IX Kabary nataon-dRadama I, raha naka ny olon-kendry izy
X Kabary nataon-dRainitsiroba: Teny navalin-dRainitsiroba 10 Vtr an-dRadama I
XI Kabary nataon-dRainitsimindrana: Tenin-dRainitsimindrana navaliny an-dRanavalona I
XII Kabary nataon-dRainitsimindrana: Anatra nataon-dRainitsimindrana tamin' Andriamihaja
XIII Kabarin-dRanavalona I teo Ambatoroka
XIV Kabary nataon-dRabemila
XV Kabary nataon-dRalambomavitrika
XVI Kabary nataon' X: Tokim-panompoana : fanao tamin-dRanavalona I
XVII Kabary nataon' X: Tokim-panompoana : fanaony ny any Vonizongo
XVIII Kabary nataon-dRamahazaka: Hevi-panjakana nampitondrain-dRamahazaka ho any amy ny Lehibeny
XIX Kabary nataon-dRadama II tamy ny nisehoany teo Imahamasina
XX Kabary nataon-dRadama II: Teny nataon-dRadama II, rehefa tonga teo Imanjakamiadana izy
XXI Kabary nataon-dRainiketaka: Ny heloka namonoana an-dRainiketaka sy ny namany : teny novakina teo Andohalo
XXII Kabary nataon-dRasoheri-manjaka tamy ny nisehoany teo Andohalo
XXIII Kabary nataon-dRainilaiarivony, Praiminisitra
XXIV Kabarin-dRanavalona II tamy ny nisehoany teo Andohalo
XXV Kabary nataon' X: Kopeny ny teny natao tao anatiny ny vato-fehizoro amy ny Trano-Fivavahana ao Anatirova
XXVI Kabarin-dRanavalona II ny amy ny vola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31