Teny iditra malaho (laho)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] (jereo halaho) [Rakotosaona 1972]
   Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaho izany [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   malaholaho
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2017/12/20