Teny iditra | malai-mody | |
Singan-teny | malaina ; mody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny malai-mody io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |