Teny iditra malala (lala)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tiana amin' ny fo tokoa: Manina ny olomalala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy beloved, esteemed [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 revered [Richardson 1885]
 beloved one [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chéri [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 aimé, ami de coeur [Abinal 1888]
 bien aimé [Hallanger 1974]
Ohatra Matokia, ry Ikemba malala, hoy izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 16]
Endriteny 
malala
malalako
malalanao
malalany
malalanay
malalantsika
malalanareo
Teny nalaina 

2018/08/04