Teny iditra malama vava (lama, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fihara-bava
Ohatra Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [Razafiarivony: Harivolana, takila 143]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31