Teny iditra malandy (landy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fotsy [Rakotosaona 1972]
 Fotsy
¶ Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] white [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] blanc (couleur, et robe des boeufs). [David 1952 (takila L)]
Teny mitovy hevitra malandilandy
Mpanahaka  Soratr'omby

Teny iditra malandy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra malandilandy

2017/03/10