Teny iditra | malaso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1] | |
Dahalo, olon-dratsy [2.285] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bandit de grands chemins [4.14] | |
Ohatra | Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo?
[4.27] | |
Voambolana | Lalàna | |
Tovy hevitra | dahalo | |
Fivaditsoratra | malaso, salamo, somala |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/04 |