Teny iditra | malay | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro, Taisaka] Tsy tia, mankahala [1.78] | |
Teny iditra | malay | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Kamolahy [1.78] | |
[Bara] Malaina [1.78] | ||
Fivaditsoratra | malay, malia, miala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |