Teny iditra malaza (laza)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza ~ Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra.
¶ Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy ~ Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Mitovy hevitra: be voninahitra ~ iray toa zato ~ manan-daza ~ mandeha laza ~ manehoeho ~ manetriketrika ~ tsy leo laza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   renowned; notorious [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   célèbre, renommé, fameux [Abinal 1888]
   célèbre, réputé, animé [Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny malaza itý (4): Alarobia-Antanamalaza, Andranomalaza, Sahamalaza, Vohimalaza

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/02