Teny iditra malefaka (lefaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
¶ Malemilemy: Feo malefaka
¶ Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
¶ Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pliant, supple; easy going, gentle
¶ not too strong (of beverages) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay souple; calme
¶ pas trop fort (se dit des boissons) [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
malefaka
nalefaka
halefaka
Ohatra 
1hazo malefaka koa ny andrarezina. [Dahle: Angano, takila 215]
2hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [Andriamalala: Taolambalo, takila 105]
3Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 111]
Teny nalaina 

2015/11/29