Teny iditra | malemy taolana | |
Singan-teny | malemy ; taolana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Voan'ny alofisaka; aretina vokatry ny tsy fahampian'ny otrik'aina D ka mahatonga ny taolana hiova bika [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rachitisme, rachitique [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |