Teny iditra malemy tsy azo
Singan-teny malemy ; tsy ; azo
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mpiasabe
Ohatra Somary malemy tsy azo izay koa moa ny toetran-dRangahy ka tsy nahafahan' i Lidy nanampatra ny herin-tsainy sy ny hafetsifetsena nanany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11