Teny iditra malina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra
¶ Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sober, prudent, circumspect [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sobre, prudent [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
malìna
Teny nalaina 

Teny iditra malìna (malina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao malina [fitanisana]
Famaritana frantsay soyez prudent [Abinal 1888]

2012/09/06