Teny iditra malo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Saro-tahotra na saro-kenatra, voatanan' ny henamaso na ny tahotra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra malo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fahamarinana [Rakotosaona 1972]

2009/09/01