Teny iditra maly
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] dia, haolo [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] matahotra olona, dia [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] kaody, matahotahotra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra maly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Ramarlah: Bara]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31