Teny iditra MaMaBay
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Dikanteny malagasy   Masoala National Park, Makira Forest, Antongil Bay [3.1]
   valan-javaboahary Masoala, Makira ary ny helodranon’i Antogil na MaMaBay ... Velaran-tany 1 200 000 ha ny faritra misy ny MaMaBay, ahitana ala 900 000 ha sy morontsiraka 300 000 ha. Any amin’io faritra io, dia ny 10 % sisa tavela amin’ny ala eto Madagasikara sy ireo karazan-gidro 22 tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ihany, anisan’izany ny sifaka, izay atahorana ho lany tamingana. [http://inovaovao.com/spip.php?article8727]
Famaritana anglisy   Madagascar’s MaMaBay Land/Seascape. Comprising Masoala National Park, Makira Forest, and Antongil Bay, MaMaBay is Madagascar’s last great wilderness and the epicenter of the island’s unique biodiversity [http://www.wcs.org/]
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   fanafohezan-teny
Bibliôgrafia   Report on the Development of MaMaBay Ecotourism Trail

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/30